Ny Andro Vaovao dia vanimpotoana teo anelanelan'ny Andro Antenatenany sy ny Adro Ankehitriny feran'ny fotoana nahitan'i Cristoforo Colombo an'i Amerika tamin'ny taona 1492 (na ny fahalavoan'i Konstantinopoly tamin'ny taona 1453) sy ny Revolosiona frantsay tamn'ny taona 1789.

Jereo koa: hanova