I Malkidaela (Malchidael) dia anjelin' ny Aries (Ondrilahy, Alahamady) ary fanahin' ny Puer (Betsivongo na Alikasajy) amin' ny lafiny sikidy[1]. Izy dia anisan' ny anjelin' ny Volana. Ny anarany dia midika hoe "fahafenoan' Andriamanitra" na "fahazavan' Andriamanitra")[1]. Mampifantoka ny fahasoavana ao am-pon' ny olombelona Izy ary mameno azy ireo amin’ ny fahamarinana sy ny fahazavana manasitrana avy amin' Andriamanitra[1]. Ny asasoratra kabalistika dia mamaritra io anjely io ho anisan' ny fisehoana efatra ny Malkhut, ilay sefirah masina fahatelo[1].

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. 1,0 1,1 1,2 et 1,3 "Malchidael", in para.wiki (notsidihina tamin' ny 10 Jona 2024)
  2. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  3. 3,0 et 3,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia