Foza (fanandroana)
Ny Foza na Asorotany no vintana fahefatra ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Kambana no eo alohany ary ny Liona no manaraka azy.
Ny antokon-kintana Foza sy ny zôdiaka
hanovaNy fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan' ny Foza dia amin' ny 20 Jolay hatramin' ny 10 Aogositra. Ny fari-potoan' ny Foza araka ny zôdiakan-kintana dia eo amin' ny 16 Jolay hatramin' ny 15 Aogositra. Ny Foza ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia avy eo amin' ny 22 Jona ka miafara amin' ny 22 Jolay.
Kambana | Foza | Liona | |
Antokon-kintana | 21 Jona – 20 Jolay | 20 Jolay – 10 Aogositra | 10 Aogositra – 16 Septambra |
Zodiakan-kintana | 16 Jona – 15 Jolay | 16 Jolay – 15 Aogositra | 16 Aogositra – 15 Septambra |
Zodiaka mikisaka | 21 Mey – 21 Jona | 22 Jona – 22 Jolay | 23 Jolay – 22 Aogositra |
Jereo koa
hanovaEvan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Bibilava - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: