I Hismaela dia fanahin' ny planeta Jopitera amin' ny andro, mifanitsy amin' ny sora-tsikidy Acquisitio (Alohotsy, amin' ny sikidy malagasy) sy Laetitia (Alahizana, amin' ny sikidy malagasy), ary manapaka ny anjely Advakiela (Advachiel) sy Amniksiela (Amnixiel)[1]. Rehefa ampiarahina amin' i Kedemela (Kedemel), izy roa ireo dia mifanandrify amin' ny sora-tsikidy Caput Draconis[1]. Izy dia mpinamana amin' ny fanahin' ny planeta hafa, ankoatra an' i Bartsabela (Bartzabel)[1]. Amin' ny teny hebreo dia atao hoe הסמאל / Hismael ny anarany[2].

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. 1,0 1,1 et 1,2 "Hismael", in The Occult Encyclopaedia (notsidihina tamin' ny 10/06/2024)
  2. "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia
  3. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  4. 4,0 et 4,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia