Ny olombelona dia karazana biby hôminide mandeha amin' ny tongotra roa. Fantara amin' ny fahakingan' ny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany ny olombelona.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Olombelona

Zavaboary miavaka amin' ny rehetra ny olombelona noho ny fananany saina mandinika sy vatana itoeran' ny hery ary fanahy ahafantarany ny tsara sy ny ratsy na ny tokony hatao sy ny tsy tokony hatao eo amin' ny fiainany. Fiatambaran' ny vatana, ny saina, ny fo, ary ny fanahy ny olombelona.