I Adnakiela dia anjely ao amin' ny lovantsofin' ny kristianisma sy ny jodaisma, anjelin' ny fahaleovantena[1]. I Adnakiela no mifehy ny evan' ny zôdiaka Sagittarius (Mpitifitra amin' ny Tsipìka na Alakaosy)[1]. Atao hoe Adnachiel ny anarany amin' ny teny hebreo. I Adnakiela no mijoro ho an' ny fahaleovan-tena sy ny fahamarinan-toetra ary izay rehetra maneho ny Sagittarius, anisan' izany ny fahalalahana[1]. I Adnakiela dia antsoina koa hoe Adoakiela (Aduachiel) sy Advakiela (Advachiel)[1].

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. 1,0 1,1 1,2 et 1,3 "Adnachiel", in wiki.yoga-vidya (notsidihina tamin' ny 10 Jona 2024)
  2. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  3. 3,0 et 3,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia