Mpitifitra Tsipìka (fanandroana)

Ny Mpitifitra Tsipìka na Alakaosy no vintana fahasivy amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Maingoka no eo alohany ary ny Tandrok' Osy no manaraka azy.

Ny evan' ny Mpitifitra Tsipìka
Antokon-kintan' ny Mpitifitra Tsipìka

Ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipìka sy ny zôdiaka

hanova
 
Mpitifitra Tsipìka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipìka dia amin' ny 18 Desambra hatramin' ny 18 Janoary. Eo amin' ny 16 Desambra hatramin' ny 14 Janoary ny fari-potoan' ny Mpitifitra Tsipìka ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 22 Novambra hatramin' ny 21 Desambra izany araka ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

hanova

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: