I Zazela no fanahy maizina (demony) an' i Satiorna, voalaza fa fanahy ao amin' ny asasoratra toy ny Fanalahidin' i Sôlômôna. Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe זאזל / Zazel[1]. Araka ny voalaza ao amin' ny takelaka faha-10: "Ny Pentakla Voalohan' i Merkiora.--Atao hiantso ireo Fanahy ao ambanin' ny habakabaka." I Zazela dia voalaza fa anisan' ny fanahy miahy, fahadimy amby efapolo na fahasivy amby efapolo, miaraka amin' i Agiela (Agiel), ao amin' i Satiorna, ary nofaritana ho anjely lehibe, tokavina ao amin' ny Mazia sôlômônika, izay "mahomby amin' ny fankatovana fitiavana".

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. "Tree of Life:Astrology - Spuirit of the Planets", in Thelemaopedia
  2. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  3. 3,0 et 3,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia