I Bartsabela na Barzabela dia fanahin' ny planeta Marsa amin' ny alina izay mifanitsy amin' ny antokon-kintana Aries (Ondrilahy na Alahamady)[1], amin' ny sora-tsikidy Puer (Zazalahy na Alikasajy) sy Rubeus (na Alaimora), ary izy no mpanapaka mitondra ny anjely Makidiela (Machidiel)[1]. Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe ברצבאל / Bartzabel[2].

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. 1,0 et 1,1 "Barzabel", in The Occult Encyclopaedia (notsidihina tamin' ny 10/06/2024)
  2. "Tree of Life:Astrology - Spuirit of the Planets", in Thelemaopedia
  3. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  4. 4,0 et 4,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia