Trondro (fanandroana)
(tonga teto avy amin'ny Hazandrano (fanandroana))
Ny Trondro na Alohotsy dia vintana faharoa ambin' ny folo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Mpitondra Rano no eo alohany ary ny Ondrilahy no manaraka azy.
Ny antokon-kintana Hazandrano sy ny zôdiaka
hanovaNy fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny antokon-kintana Trondro dia amin' ny 12 Marsa hatramin' ny 18 Avrily. Eo amin' ny 15 Marsa hatramin' ny 14 Avrily ny fari-potoan' ny Trondro ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 20 Febroary hatramin' ny 20 Marsa kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.
Jereo koa
hanovaEvan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Bibilava - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: