Grafiela
I Grafiela "farahanitan-tsaina" ara-planetan' i Marsa izay mifehy an' io planeta io amin' ny fidirany ao amin' ny Aries (Ondrilahy na Alahamady) sy Scorpio (Maingoka na Alakarabo)[1]. Atao hoe גראפיאל / Graphiel izy amin' ny teny hebreo[2]. Izy koa no manapaka ny fanahy Bartsabela (ברצבאל / Bartzabel) ary tapahin' ny arkanjely Gabriela (Gabriel) na Kamaela (חַמּוּאֵל/ Kamael), arakaraka ny tahirin-kevitra[1].
Jereo koa
hanova- Sora-tsikidy - Kabala
- Evan' ny zôdiaka: Ondrilahy, Ombilahy, Kambana, Foza, Liona, Virijiny, Mizana, Maingoka, Mpitifitra Tsipika, Tandrok' Osy, Mpitondra Rano, ary Hazadrano.
- Planeta (araka ny fanandroana): Masoandro, Volana, Merkiora, Venosy, Tany, Marsa, Jopitera, Satiorna, Oranosy, Neptiona.
- Andriamanitra - arkanjely - anjely - fanahy (ao amin' ny fanandroana sy ny sikidy): Adnakiela - Agiela - Ambriela - Anaela - Apôlôna - Asmôdela - Atena - Barbiela - Barkiela - Bartsabela - Diana - Gabriela - Grafiela - Hagiela - Hamaliela - Hanaela - Hasmôday (na Asmôdeo) - Hismaela - Jôfiela - Jonô - Jopitera - Kasiela - Kedemela - Keresy - Malkidaela - Marsa - Merkiora - Mikaela - Moriela - Nakiela (Nakhiel)[3] - Neptiona - Rafaela - Sakiela - Samaela - Sarakiela (Sarachiel) - Satiorna - Sôrata (Sorath)[4] - Taftartarata - Tiriela (Tiriel)[4] - Venosy - Verkiela - Vesta - Volkano - Zazela - Zoriela
Loharano sy fanamarihana
hanova- ↑ 1,0 et 1,1 "Graphiel", in The Occult Encyclopaedia (notsidihina tamin' ny 10/06/2024)
- ↑ "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
- ↑ "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
- ↑ 4,0 et 4,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia