I Marsa (marika: ♂) dia fajiry na planeta fahefatry ny Lamin' ny Masoandro. Izy no fajiry kely indrindra eo aorian' ny Merkiora. Ao amin' ny fianankavian' ny planeta teliorika izy. Ny anarany dia avy amin' ny anaran' ny andriamanitra Marsa, anarana rômanan' ny andriamanitra grika Aresy (Ares). Noho ny endriny mena dia atao hoe Fajiry Mena na Planeta Mena koa izy.

I Marsa

Nanomboka tamin' ny taona 1960 ny fandehanana teny amin' ny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba an' i Marsa: ny jeôgrafiany, ny atmôsferany, sns.

Manana satelita roa i Marsa, dia i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaran' ny zanak' i Ares ireo anarana ireo.

Tondro ara-pizika

hanova

Jeôgrafia

hanova

Jeôlôjia

hanova

Atmôsfera sy toe-tany

hanova

Astrônômia

hanova

Jereo koa

hanova


 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fajiry ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.