I Jôfiela, antsoina koa hoe Zôfiela na Zoriela, dia arkanjely ao amin' ny anjelôlôjia kristiana sy jiosy. Ampifandraisina amin' ny hatsaran-tarehy sy ny zavakanto ary ny fahendrena i Jôfiela. Amin' ny teny hebreo ireo anarana ireo dia יופיל / Yophiel[1] na יוֹפִיאֵל‎ / Yōp̄īʾēl (midika hoe "hatsaran' Andriamanitra"), צֹפִיאֵל‎ / Ṣōp̄īʾēl ("Andriamanitra no mpitily ahy"), ary צוּרִיאֵל‎ Ṣūrīʾēl, ("Andriamanitra no vatolampiko").

i Jôfiela no anjely nandroaka an' i Adama sy Eva tao amin' ny Paradisa

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  2. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  3. 3,0 et 3,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia