Kasiela
I Kasiela (כשיאל) dia anjely miseho amin' ny asasoratra mistika tsy kanôinika sy majika jiosy sy kristiana ary silamo, matetika amin' ny maha anisan' ny Arkanjely Fito azy, anjelin' i Satiorna, ary amin' ny anjara asa maro hafa. Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe קַצְפִּיאֵל / Qaṣpīʾēl, izay midika hoe "Andriamanitra no fahatezerako"; na koa קַפְצִיאֵל / Qap̄ṣīʾēl, "Andriamanitra no fitsambikinako"; fa amin' ny teny arabo kosa dia كسفيائيل / Kasfīyāʾīl. Indreto ny anarana mety hiantsoana azy: Kafziela, Kasaela, Kaspiela, Kefetsiala.
Jereo koa
hanova- Sora-tsikidy - Kabala
- Evan' ny zôdiaka: Ondrilahy, Ombilahy, Kambana, Foza, Liona, Virijiny, Mizana, Maingoka, Mpitifitra Tsipika, Tandrok' Osy, Mpitondra Rano, ary Hazadrano.
- Planeta (araka ny fanandroana): Masoandro, Volana, Merkiora, Venosy, Tany, Marsa, Jopitera, Satiorna, Oranosy, Neptiona.
- Andriamanitra - arkanjely - anjely - fanahy (ao amin' ny fanandroana sy ny sikidy): Adnakiela - Agiela - Ambriela - Anaela - Apôlôna - Asmôdela - Atena - Barbiela - Barkiela - Bartsabela - Diana - Gabriela - Grafiela - Hagiela - Hamaliela - Hanaela - Hasmôday (na Asmôdeo) - Hismaela - Jôfiela - Jonô - Jopitera - Kasiela - Kedemela - Keresy - Malkidaela - Marsa - Merkiora - Mikaela - Moriela - Nakiela (Nakhiel)[1] - Neptiona - Rafaela - Sakiela - Samaela - Sarakiela (Sarachiel) - Satiorna - Sôrata (Sorath)[2] - Taftartarata - Tiriela (Tiriel)[2] - Venosy - Verkiela - Vesta - Volkano - Zazela - Zoriela
- ↑ "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
- ↑ 2,0 et 2,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia