Asmôdeo
I Asmôdeo na Asmeday na Asmôdea na Hasmôday, dia mpanjakan' ny demony ao amin' ny angano momba an' i Sôlômôna sy ny fanorenana ny Tempolin' i Sôlômôna. Atao hoe אַשְמְדּאָי / ʾAšmədʾāy; na חשמודאי / Chasmodai[1] izy amin' ny teny hebreo, fa Ἀσμοδαῖος / Asmodaios kosa amin' ny teny grika. Miseho amin' ny fomba isan-karazany ao amin' ny fitantaran' ny Talmoda izay izy no mpanjakan' ny shedim, ny tantarany. Ny Kor'any dia manondro "saribakoly" ao amin' ny tantaran' i Sôlômôna ao amin' ny Sorata Ṣād 38:30-40, izany, araka ny voalazan' ny mufassirūn (mpandalina ny Kor'any), dia manondro an' i Asmôdeo (Sakhr) mpanjaka demony. Ao amin' ny lovantsofina kristiana i Asmôdeo dia fantatra indrindra ao amin' ny Bokin' i Tôbia. Izy no mpanohitra voalohany ary nanakorontana ny fanambadian' i Saraha. Nosokajian' i Peter Binsfeld ho "demonian' ny filan' ny nofo" i Asmôdeo.

Jereo koa
hanova- Sora-tsikidy - Kabala
- Evan' ny zôdiaka: Ondrilahy, Ombilahy, Kambana, Foza, Liona, Virijiny, Mizana, Maingoka, Mpitifitra Tsipika, Tandrok' Osy, Mpitondra Rano, ary Hazadrano.
- Planeta (araka ny fanandroana): Masoandro, Volana, Merkiora, Venosy, Tany, Marsa, Jopitera, Satiorna, Oranosy, Neptiona.
- Andriamanitra - arkanjely - anjely - fanahy (ao amin' ny fanandroana sy ny sikidy): Adnakiela - Agiela - Ambriela - Anaela - Apôlôna - Asmôdela - Atena - Barbiela - Barkiela - Bartsabela - Diana - Gabriela - Grafiela - Hagiela - Hamaliela - Hanaela - Hasmôday (na Asmôdeo) - Hismaela - Jôfiela - Jonô - Jopitera - Kasiela - Kedemela - Keresy - Malkidaela - Marsa - Merkiora - Mikaela - Moriela - Nakiela (Nakhiel)[2] - Neptiona - Rafaela - Sakiela - Samaela - Sarakiela (Sarachiel) - Satiorna - Sôrata (Sorath)[3] - Taftartarata - Tiriela (Tiriel)[3] - Venosy - Verkiela - Vesta - Volkano - Zazela - Zoriela
Loharano sy fanamarihana
hanova- ↑ "Tree of Life:Astrology - Spuirit of the Planets", in Thelemaopedia
- ↑ "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
- ↑ 3,0 et 3,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia