Maingoka (fanandroana)
Ny Maingoka na Alakarabo no vintana fahavalo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Mizana no eo alohany ary ny Mpitifitra Tsipìka no manaraka azy.
Ny antokon-kintana Maingoka sy ny zôdiaka
hanovaEo amin' ny 20 Novambra hatramin' ny 29 Novambra ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Maingoka. Amin' ny 23 Oktobra hatramin' ny 22 Novambra ny fari-potoan' ny Maingoka ao amin' ny zôdiaka mikisaka fa amin' ny 16 Novambra hatramin' ny 15 Desambra izany araka ny zôdiakan-kintana.
Jereo koa
hanovaEvan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Hazandrano
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Bibilava - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: