Agiela
I Agiela dia ny Faharanitan-tsaina (fanahy mahasoa) ao amin' i Satiorna voalaza fa fanahy ao amin' ny asasoratra toy ny Fanalahidin' i Sôlômôna. Atao hoe אגיאל / ʿAgyal na אגיאל / Agiel[1] izy amin' ny teny hebreo. Araka ny voalaza ny aminy ao amin' ny takelaka faha-10: "Ny Pentakla Voalohan' i Merkiora.-- Atao hiantso ireo Fanahy ao ambanin' ny Habakabaka izy." Ary ny litera mandrafitra ny anaran' ny fanahy Jekahela (Yekahel) sy Agiela. Voalaza koa fa izy no fanahy filoha ao amin' ny planeta Satiorna, miaraka amin' i Zazela.
Jereo koa
hanova- Sora-tsikidy - Kabala
- Evan' ny zôdiaka: Ondrilahy, Ombilahy, Kambana, Foza, Liona, Virijiny, Mizana, Maingoka, Mpitifitra Tsipika, Tandrok' Osy, Mpitondra Rano, ary Hazadrano.
- Planeta (araka ny fanandroana): Masoandro, Volana, Merkiora, Venosy, Tany, Marsa, Jopitera, Satiorna, Oranosy, Neptiona.
- Andriamanitra - arkanjely - anjely - fanahy (ao amin' ny fanandroana sy ny sikidy): Adnakiela - Agiela - Ambriela - Anaela - Apôlôna - Asmôdela - Atena - Barbiela - Barkiela - Bartsabela - Diana - Gabriela - Grafiela - Hagiela - Hamaliela - Hanaela - Hasmôday (na Asmôdeo) - Hismaela - Jôfiela - Jonô - Jopitera - Kasiela - Kedemela - Keresy - Malkidaela - Marsa - Merkiora - Mikaela - Moriela - Nakiela (Nakhiel)[2] - Neptiona - Rafaela - Sakiela - Samaela - Sarakiela (Sarachiel) - Satiorna - Sôrata (Sorath)[3] - Taftartarata - Tiriela (Tiriel)[3] - Venosy - Verkiela - Vesta - Volkano - Zazela - Zoriela
Loharano sy fanamarihana
hanova- ↑ "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
- ↑ "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
- ↑ 3,0 et 3,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia