I Moriela (מוריאל / Muriel) dia anjely ao amin' ny Sfera Faharoa atao hoe Dôminiôna ao amin' ny anjelôlôjia kristiana tandrefana. Avy amin' ny teny grika hoe myrrh ("miora") io anarany io. I Moriela dia anjelin' ny volana Jona, mifandray amin' ny famantarana ara-panandroana Foza (Cancer), ary tokavina avy ao atsimo. Ao amin' ny lahatsoratra apôkrifa Fametrahana an' i Abatôna eo amin' ny Fiandrianana dia lasa Abadôna, ilay anjelin' ny fahafatesana i Moriela.

Jereo koa

hanova
  1. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  2. 2,0 et 2,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia