I Zoriela dia arkanjely ao amin' ny anjelôlôjia jiosy sy kristiana ary silamo. Anjely mpiambina ny ala sy ny natiora izy. Atao hoe Zuriel izy amin' ny teny hebreo. Ny dikan' io anarana io dia: "Vatolampin' Andriamanitra" na "Andriamanitra no vatolampiko" na "Herin' Andriamanitra"[1].

Jereo koa

hanova

Loharano sy fahamarinana

hanova
  1. "Zuriel", in The Occult Encyclopaedia (notsidihina tamin' ny 10/06/2024)
  2. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  3. 3,0 et 3,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia