Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haiteny

Ity ny lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haiteny:

A hanova

Abidy - Anarana - Anjara asa - ankehitriny

E hanova

Entimilaza

F hanova

Fameno - Fameno iharana - Fameno mpamari-toe-javatra - Famenon' ny matoanteny - Famenon' ny fehezanteny. - Fameno zoina - Fameno zoina anatiny - Fameno zoina faharoa. - Fameno zoina mivantana - Fameno zoina tsy mivantana - Fanehoan-javatra - Fanehoan-javatra efa sy tsy efa - Fanehoan-javatra mifetra sy tsy mifetra - Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra - Fanehoan-javatra mitohy sy tsy mitohy - Fehezankevitra - Fehezankevitra mahaleo tena - Fehezankevitra mifampiankina - Fehezankevitra mifampitohy - Fehezanteny - Fiendrika - Filaza (fitsipiteny) - Filaza tsotra - Filaza mandidy - Filaza mihonohono - Filaza mampiankina - Filaza ifampiankinana - Filaza mirary - Filaza tsy mitanisa - Filaza toe-javatra - Filaza isa - Filazam-potoana (fitsipiteny) - Filazam-potoana lasa - Filazam-potoana hoavy - Filazam-potoana ankehitriny - Fitodika (fitsipiteny) - Fitsipi-pitenenana - Fitsipiteny

H hanova

Haitsikerafiteny - Haiteny - hoavy

K hanova

Kambavy - Kandahy - Kianteny - Kilasin' anarana

L hanova

Lazaina - litera - lasa -

M hanova

Matoanteny - Matoanteny andry - Matoanteny mpanampy - Mpamari-toetra - Mpamaritra - Mpamaritra isa - Mpamaritra mampifandray - Mpamaritra manondro - Mpamaritra manontany - Mpamaritra tompon-javatra - Mpampiankina - Mpampiankin-teny - Mpampiankina fehezankevitra - Mpampitohy (fitsipiteny) - Mpampitohy fehezankevitra - Mpampitohy teny - Mpisolo - Mpisolo fotoana - Mpisolo mampifandray - Mpisolo manolotra - Mpisolo manondro - Mpisolo manontany - Mpisolo olona - Mpisolo tena - Mpisolo toerana (fitsipiteny) - Mpisolo tompon-javatra

O hanova

Ova-matoanteny

R hanova

Renifeo - Renisoratra - Renifameno

S hanova

Sokajin-teny - Sora-madinika - Sora-baventy

T hanova

Tambinteny - Tarika - Tarika anarana - Tarika mpamaritra - Tarika tambinteny - Tarika mpampiankin-teny - Tarika matoanteny - Teny - Tenim-piontanana - Tsinjara asa

V hanova

Voanteny

Z hanova

Zana-pameno - Zanapeo - Zanatsoratra - Zoina - Zoina mivantana - Zoina tsy mivantana -