Tarika mpamaritra

Ny tarika mpamaritra dia tarika foronin'ny mpamaritra sy ny teny na andian-teny mameno azy. Ireo teny mameno azy ireo dia mety ho famenon'ny mpamaritra na teny amin'ny sokajy hafa (tambinteny sns) na fehezankevitra.

Ohatra:

  • J'ai un jardin tout plein de roses odorantes.

Jereo koaHanova