Filaza tsy mitanisa

Ny filaza tsy mitanisa dia endriky ny matoanteny tsy miova na tsy dia misy fiovana firy ka matetika afaka mitana ny anjara asa sahanin'ny sokajin-teny anarana.

Jereo koa:Hanova