Mpisolo mampifandray

Ny mpisolo mampifandray dia mpisolo afaka mampiditra fehezankevitra vaovao miakina. Sady mpisolo izy no mitovy lenta amin' ny mpampiankina fehezankevitra. Ny fiteny malagasy, ohatra, dia tsy ahitana mpisolo mampifandray maro, ny tena fantatra dia ny hoe izay fa ny hafa dia mety iadian-kevitra. Ny teny frantsay dia manana ny hoe qui, que, dont sns. Ny teny anglisy kosa dia ahitana ny hoe who, that, sns.

Jereo koa hanova