Tarika tambinteny
Ny tarika tambinteny dia tarika foronin'ny tambinteny sy ny teny na andian-teny mameno azy. Ireo teny mameno azy ireo dia mety ho famenon'ny tambinteny na tambinteny hafa na teny amin'ny sokajy hafa.
Ohatra:
- Ils ont dû payer une amende conformément à la loi.