I Azia Avaratra dia faritra ao Azia izay ahitana an'i Siberia ny faritra Farany Atsinanana rosiana, ary indraindray koa i Môngôlia sy i Mantsoria izay atambatra amin'i Azia Atsinanana amin'ny ankapobeny.

Jereo koaHanova