I Abkazia na ny Repoblikan' i Abkazia dia firenena eo anelanelan’ ireo tendrombohitr’ i Kaokazy sy ny moron’ ny Ranomasina Mainty izay nanambara ny fahaleovan-tenany samirery avy tamin’ i Jeôrjia tamin’ ny taona 1992.

Sainan' ny Repoblikan' i Abkazia
Toerana misy an' i Abkazia ao Eorôpa Andrefana

Atao hoe Аҧсны / Apsny na Аҧсны Аҳәынҭқарра / Apsny Ahwyntkarra  izy amin' ny teny abkazy; Абхазия / Abxazija na Республика Абхазия / Respublika Abxazija amin’ ny teny rosiana.

Sarin-tanin' i Abkazia

Izany fahaleovan-tena izany, ankehitriny dia ankatoavin’ ny firenena fito fotsiny ny maha firenena mahaleo tena azy, dia i Rosia, i Nikaragoa, i Venezoela, i Naoro, i Tovalo, i Vanoato, ary i Siria. I Vanoato sy i Tovalo anefa niala amin’ izany fankatoavana izany taty aoriana. Amin’ ny Firenena Mikambana dia isan’ ny tanin’ i Jeôrjia i Abkazia, izay maha "Repoblika Mizaka Tenan’ i Abkazia" azy.

Jereo koa hanova

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Ireo firenana ao Eorôpa mbola misy tsy mankato ny maha firenena azy

Abkazia (misy tapany ao Azia) - Karabaga Ambony (misy tapany ao Azia) - Kipra  Avaratra (na Sipra Avaratra) - Kôsôvô - Ôsetia Atsimo - Transnistria