Atsinanana Afovoany
(tonga teto avy amin'ny Afovoany Atsinanana)
Ny Atsinanana Afovoany na Azia Andrefana dia ny faritra atsimo andrefan' i Azia, miampy an' i Ejipta. Ireo firenena ao Azia Andrefana dia i Arabia Saodita, i Iràka, i Iemena, i Omàna, i Iràna, i Siria, i Jordania, i Ejipta, i Israely, i Palestina ary i Torkia.
Jereo koaHanova
Ireo faritra ara-drafintany ao Azia
- Azia Atsimo
- Azia Atsimo-Atsinanana
- Azia Afovoany
- Atsinanana Afovoany na Azia Andrefana
Fizaràm-paritra hafa ao Azia