I Siberia dia faritra midadasika mahafaoka ny tapak’ i Rosia ao Azia, feran’ ny tendrombohitra Oraly ao andrefana, ny Ranomasimbe Arktika ao avaratra, ny Ranomasimbe Pasifika ao atsinanana ary i Sina sy i Môngôlia ary i Kazakstàna ao atsimo. Marikitra ny 13 100 000 km2 ny velarany sady onenan’ ny olona miisa 35 000 000 any ho any.

Siberia-FederalSubjects.svg
Tontolon' ny zavamaniry taiga any Siberia

Jereo koaHanova

Ireo faritra ara-dafintany ao AziaHanova

Fizaràm-paritra hafa ao AziaHanova