Ny faritra Atsinanana Akaiky dia faritra mahafaoka ny ampahan' i Azia sy Afrika hatrany amin' ny faritra atsimo-atsinanan' ny lempona Levantina (faritra atsinanan' ny Ranomasina Mediteranea), hatrany amin' ireo tangoron-tendrombohitra itambaran' i Iràna sy i Afganistàna. Atao hoe Atsinanana Afovoany ihany koa izy matetika.

Ny faritra Atsinana Akaiky (arakaraka ny famaritana)

Jereo koa hanova

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia