Distrikan' Ambovombe
Ny Distrikan' Ambovombe dia distrika ao amin' ny Faritra Androy, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, ao atsimon' i Madagasikara. Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io:
- Ambanisarike - Ambazoa - Ambohimalaza - Ambonaivo - Ambondro - Ambovombe - Ampamata - Andalatanosy - Anjeky Ankilikira - Antanimora Sud - Imanombo - Erada - Jafaro - Maroalomainty - Maroalopoty - Marovato Befeno - Sihanamaro

Jereo koa Hanova
Ireto ireo distrika efatra mandrafitra ny Faritra Androy: