Distrikan' i Toliara I

Distrikan'i Toliara
Velarantany NC
Isam-ponina 195 904 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Toliara
Faritra Atsimo-Andrefana

Ny Distrikan' i Toliara I dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. Ny kaomininina ambonivohitr' i Toliara irery no kaominina mamorona an' io disttrika io.

Ny Distrikan' i Toliara I ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana

Jereo koa hanova

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: