Distrikan' i Beloha
Ny Distrikan' i Beloha dia distrika ao amin' ny Faritra Androy, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, ao atsimon' i Madagasikara.

Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io: Beloha - Kopoky - Marolinta - Tranoroa - Tranovaho
Jereo koa Hanova
Ireto ireo distrika efatra mandrafitra ny Faritra Androy: