Distrikan' i Morombe
Ny Distrikan' i Morombe dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. I Morombe no renivohiny.
distrikan'i Morombe | ||
Velarantany | NC | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliara | |
Faritra | Atsimo-Andrefana |
Farihy
hanovaFitsinjaram-pahefana
hanovaIndreto ny kaominina mandrafitra ny Distrikan' i Morombe: Ambahikily, Antanimeva, Antongo Vaovao, Basibasy, Befandefa, Befandriana Sud, Morombe, ary Tanandava Station (= Ankatsakatsa Sud).
Jereo koa
hanovaIreo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
- Distrikan' Ampanihy
- Distrikan' Ankazoabo
- Distrikan' i Benenitra
- Distrikan' i Betioky-Atsimo
- Distrikan' i Beroroha
- Distrikan' i Morombe
- Distrikan' i Sakaraha
- Distrikan' i Toliara I
- Distrikan' i Toliara II
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Morombe |