Distrikan' i Benenitra
23°27′00″S 45°05′00″E / 23.450000°S 45.083330°E
Disrikan'i Benenitra | ||
Velarantany | NC | |
Isan'ny mponina | 43 332[1] | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Fanjakana | NC | |
Faritany | Toliara | |
Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC |

Ny Distrikan' i Benenitra dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. I Benenitra no renivohiny.
Fitsinjaram-pahefana
hanovaIreto ny kaominina miisa enina mandrafitra ny Distrikan' i Benenitra: Ambalavato, Ankilimary, Benenitra, Benonoky, Ehara ary Ianapera
Jereo koa
hanovaIreo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: