Distrikan' i Miandrivazo
Ny Distrikan' i Miandrivazo dia distrika ao amin' ny Faritra Menabe, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, ao andrefan' i Madagasikara.
Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io:
- Ambatolahy - Ampanihy - Ankavandra - Ankondromena - Ankotrofotsy - Anosimena - Bemahatazana - Betsipolitra - Dabolava - Isalo - Itondy - Manambina - Manandaza - Miandrivazo - Soaloka
Jereo koaHanova
Ireo distrika dimy ny Faritra Menabe.