Distrikan' i Toliara II

Distrikan' i Toliara II
Velarantany NC
Isam-ponina 371 156[1] mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Madagasikara
Faritany Toliara
Faritra Atsimo-Andrefana

Ny Distrikan' i Toliara II dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara.

Ianantsony (St.Augustin)
Ny Distrikan' i Toliara II ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana

Fitsinjaram-pahefana hanova

Ireto ny kaominina miisa 26 mandrafitra ny Distrikan' i Toliara II: Ambohimahavelona, Ambolofoty, Analamisampy, Anakao, Andranohinaly, Andranovory, Ankililoake, Ankilimalinike, Antanimena, Beheloke, Behompy, Belalanda, Betsinjaka, Efoetse, Mandrofify, Manombo Sud, Marofoty, Maromiandra, Miary, Milenaka, Mitsinjo Betanimena, Ianantsony (Saint Augustin), Soahazo, Soalara, ary Tsianisiha.

Jereo koa hanova

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: