Faritanin' Antananarivo
Ny Faritanin' Antananarivo dia faritany malagasy misy ny renivohitr' i Madagasikara. Ny velarantaniny dia 58 283 km2. Ny isa-mponiny dia misy 4 580 788 (tamin' ny Jolay 2001). Ny renivohiny dia Antananarivo, renivohitr' i Madagasikara koa. Ny faritanin' Antananarivo ireny ny faritany tsy manana morontsiraka amin' ny faritan' i Madagasikara.
JeografiaHanova
Ireo faritra ao amin' ny Faritanin'A ntananarivo:Hanova
Misy faritra efatra ny ao amin'ny Faritanin' Antananarivo:
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
- Province autonome d'Antananarivo - Gouvernorat Archived Febroary 6, 2007 at the Wayback Machine Tranonkala ofisialy
Endrika:Faritan'i madagasikara