Faritra Analamanga

(tonga teto avy amin'ny Analamanga)
Faritra Analamanga
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Antananarivo
Renivohi-paritra Antananarivo
Distrika 8 distrika
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 17 445 km2
Isam-ponina 2 650 000 mpo.
Hakitroky ny mponina 151,91 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny Faritra Analamanga dia faritra eto Madagasikara izay misy an' Antananarivo izay sady renivohitry ny faritra no renivohitr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antananarivo. Misy distrika valo sy kaominina 134 ny ao aminy.

Distrika sy kaominina

hanova

Distrika

hanova

Indreto ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga: Distrikan' Ambohidratrimo, Distrikan' Andramasina (106), Distrikan' Anjozorobe (107), Distrikan' Ankazobe (108), Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano (106), Distrikan' Antananarivo-Avaradrano (103), Distrikan' Antananarivo-Renivohitra (101), Distrikan' i Manjakandriana (116)

Kaominina

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ambohidratrimo: Ambato · Ambatolampy Tsimahafotsy · Ambohidratrimo · Ambohimanjaka · Ambohipihaonana · Ambohitrimanjaka · Ampangabe · Ampanotokana · Anjanadoria · Anosiala · Antanetibe · Antehiroka · Antsahafilo · Avaratsena · Fiadanana · Iarinarivo · Ivato · Mahabo · Mahereza · Mahitsy · Mananjara · Manjakavaradrano · Merimandroso · Talatamaty ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Andramasina: Abohimiadana · Alarobia Vatosola · Alatsinainy Bakaro · Andohariana · Andramasina · ·Anjoma Faliarivo Anosibe Trimoloharano · Antotohazo, Andramasina · Fitsinjovana Bakaro · Mandrosoa · Morarano Soafiraisana · Sabotsy Ambohitromby · Sabotsy Manjakavahoaka · Tankafatra ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Anjozorobe: Alakamisy · Ambatomanoina · Amboasary Nord · Ambohibary Vohilena · Ambohimanarina Marovazaha · Ambohimirary · Ambongamarina · Analaroa · Andranomisa · Androvakely · Anjozorobe · Antanetibe Anativolo · Belanitra · Beronono · Betatao · Mangamila · Marotsipoy · Tsarasaotra, Anjozorobe ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazobe: Ambohitromby · Ambolotarakely · Andranomiely Sud · Ankazobe · Antakavana · Antotohazo · Fiadanana · Fihaonana · Kiangara · Mahavelona · Mangasoavina · Marondry · Miantso · Talata-Angavo · Tsaramasoandro ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano: Alakamisy Fenoarivo · Alatsinainy Ambazaha · Ambalavao · Ambatofahavalo · Ambavahaditokana · Ambohidrapeto · Ambohijanaka · Ampahitrosy · Ampanefy · Ampitatafika · Andoharanofotsy · Andranonahoatra · Androhibe Antsahadinta  · Ankadimanga · Ankaraobato · Anosizato Andrefana · Antanetikely · Bemasoandro · Bongatsara · Fenoarivo · Fiombonana · Itaosy · Soalandy · Soavina · Tanjombato · Tsiafahy ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Antananarivo-Avaradrano: Alasora · Ambohidrabiby · Ambohimalaza Miray · Ambohimanambola · Ambohimanga Rova · Ambohimangakely · Anjeva Gara · Ankadikely Ilafy · Ankadinandriana · Anosy Avaratra · Fieferana · Manandriana · Masindray · Sabotsy Namehana · Talata Volonondry · Viliahazo ·

Inty ny kaominina ao amin' ny Antananarivo-Renivohitra: Antananarivo.

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Manjakandriana: Alarobia · Ambanitsena · Ambatolaona · Ambatomanga · Ambatomena · Ambohibary · Ambohitrandriamanitra · Ambohitrolomahitsy · Ambohitrony · Ambohitseheno · Anjepy · Anjoma Betoho · Ankazondandy · Antsahalalina · Manjakandriana · Mantasoa · Merikanjaka · Miadanandriana · Nandihizana · Ranovao · Sadabe · Sambaina · Soavinandriana

Jereo koa

hanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

hanova

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna