Faritra Vakinankaratra
Faritra Vakinankaratra
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Antananarivo | ||
Renivohi-paritra | Antsirabe | ||
Distrika | 7 | ||
Lehiben'ny faritra | Andriamasimanana Samuel Bertin | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 16 599 km2 | ||
Isam-ponina | 1 803 307 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 108,64 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny Faritra Vakinankaratra dia anisan' ny faritra telo ambin' ny roapolo an' i Madagasikara. Any atsimon' ny Faritanin' Antananarivo no misy azy, eo anivon' ny Nosy. Ny renivohiny dia Antsirabe.
Tantara
hanovaNy fanjakana Vakinankaratra, fantatra amin' ny anarana hoe ny Fanjakan' Andrantsay dia voaforon' Andrianony tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-17, Andrantsay dia andriana avy any Alasora, any atsimon' Antananarivo. Nandritry ny ela, ny fanjakan' Andrantsay dia any Fivavahana, any amin' ny faritanin' i Betafo. Ny anara-mponina nentiny tamin' izany fotoana izany dia "Betsileo", anarana ho entin' ny mifanila aminy any atsimo. Ny tampon-tanjaky ny Fanjakan' Andrantsay dia mety tany amin' ny taonjato faha-18 tany ho any. Ny fianjadiany dia nivelatra hatrany Menabe Sakalava, nihetsika noho ny fihetsehan' ny andriany ny mponina. Ny mpanjaka lehibe an' Andrantsay dia Andriamanalinarivo, teo an-tseza tamin' Andrianampoinimerina, miaraka amin' ny andriana Radama nanomboka ny ady tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-19. Hatrizay, ao amin' ny Fanjakana merina ny fanjakan' Andrantsay, ary Vakinankaratra no anarany vaovao. Isan' Imerina enin-toko izy nanomboka tamin' Andrianampoinimerina (1787-1810), ka ny fizaràna dimy hafa Avaradrano, i Vakinisisaony, i Marovatana, Ambodirano, ary i Vonizongo.
Tamin' ny andron' ny fanjanahantany, nafindra tany Antsirabe ny renilaka, lasa tanàna manan-danja fantatra amin' ny hatsiaka ny toe-taniny sy ny toetran' ny ranony.
Jeôgrafia
hanovaNy faritra Vakinankaratra dia voazara kaominina 26 sy distrika enina :
Jereo koa
hanovaFaritany sy faritra eto Madagasikara:
- Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra)
- Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava)
- Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy - Fitovinany)
- Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia)
- Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana)
- Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)
Rohy ivelany
hanovaLahatsoratra samihafa
- "Communes et régions à Madagascar, De nouveaux acteurs dans la gestion locale de l'environnement", cairn.info
- "Lois annotées sur la décentralisation", fes.de
- "Maroantsetra – Mananara : La création de la 24ème région adoptée en Conseil des ministres Archived Jiona 14, 2023 at the Wayback Machine", midi-madagasikara.mg
- "Gouverneur de région : du provisoire permanent Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine", madagascar-tribune.com
Didy aman-dalàna
- "Loi n°2004-001 relative aux Régions" (pdf), faolex.fao.org
- "Loi n°2014-020 du 27 septembre 2014 Relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Desambra 11, 2022 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités territoriales décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine.", dgfag.mg
- "Loi n°2014-021 relative à la représentation de l’Etat" (pdf), droit-afrique.com
- "Loi n°2015-002 complétant l’annexe n°01 de la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Novambra 11, 2021 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi n° 2021-012 modifiant l’annexe n° 01 de la Loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014, modifiée et complétée par la Loi n° 2018-011 du 11 juillet 2018, relative aux ressources des Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes" (pdf), assemblee-nationale.mg
- ((fr)) Sehatra ofisialy Archived Jiona 15, 2009 at the Wayback Machine