Hanokatra ny renilisitra

Alarobia dia andro fahatelo ao amin'ny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany, fa andro fahefatra kosa raha ny Alahady no andro voalohany. Andro fahafito izy raha manomboka amin'ny Alakamisy ny herinandro.

Ny teny malagasy hoe Alarobia na Larobia dia avy amin'ny teny arabo hoe الأربعاء / al-’arbi‘ā’ izay midika hoe "andro fahefatra".

Jereo koa:Hanova