Faritra Atsinanana

Ny Faritra Atsinanana dia ao anatin' ny faritanin' i Toamasina. I Toamasina no renivohiny ary manana velarana mirefy 21 934 km² izy.

Ny misy ny faritra Atsinanana ao Madagasikara.

Ny fitantananaHanova

Mizara ho distrika fito ny faritra Atsinanana ary i Toamasina no renivohitry ny faritra.

Ny lova voajanaharyHanova

Jereo koaHanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron'i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)



 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.