Faritra Alaotra-Mangoro

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Faritra Alaotra-Mangoro
- Madagascar-Alaotra-Mangoro Region.png
Fianarana no lova tsara
Firenena Flag of Madagascar.svg Madagasikara
Faritany Toamasina
Renivohi-paritra Ambatondrazaka
Distrika Tsy fantatra
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 31 948 km2
Isam-ponina 1 112 550 mpo.
Hakitroky ny mponina 34,82 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany 17°49′48″ Atsimo
Laharan-jarahasina 48°25′48″ Atsinanana

Ny Faritra Alaotra-Mangoro dia faritra malagasy any andrefana amin' ny faritanin' i Toamasina. Mizara sisintany amin' ny faritra Sofia any avaratra, faritra Analanjirofo any avaratra-atsinanana, faritra Atsinanana any atsinanana, faritra Vakinankaratra any atsimo-andrefana, ary ny faritra Betsiboka any avaratra-andrefana. Ny renivohitr' io faritra io dia Ambatondrazaka, ary ny isan' ny olona miaina any ao amin' io faritra io dia misy 1 112 550 tamin' ny taona 2008. Ny velaran' ny faritra Alaotra-Mangoro dia 31 948 km2.

Dimy ny isan' ny distrika ao amin' ny faritra Alaotra-Mangoro, ary 79 no isan' ny kaominina. Ffaritra mahavoka-bary mamantsy an' i Madagasikara iray manontolo, sopitr' i Madagasikara izy, ao koa ny hazandrano besisika.

Ireto ireo distrika 5 ao amin' ny faritra

Jereo koaHanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron'i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)


TsiahyHanova