Distrikan' Antananarivo-Avaradrano

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Antananarivo-Avaradrano)
Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
Velarantany NC
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Antananarivo
Faritra Analamanga

Ny Distrikan' Antananarivo-Avaradrano dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Analamanga.

It covers the smaller communes in the outskirts of Antananarivo, the capital of Madagascar. The district has an area of 581.9 km2 (224.7 sq mi), and the estimated population in 2020 was 375,183.

Misy kaominina kely any ivelan’ Antananarivo, renivohitr’ i Madagasikara, ny ao. Ny velaran' ilay distrika dia 581,9 km2, ary ny isan' ny mponina dia 375 183 tamin' ny taona 2020.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Antananarivo-Avaradrano

hanova

Ireto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Antananarivo-Avaradrano:

Jereo koa

hanova

Ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga