Faritra Analanjirofo

Ny faritra Analanjirofo dia faritra any atsinanana amin' i Madagasikara ao amin' ny faritanin' i Toamasina. Miazara sisintany amin' ny faritra Sava, Sofia, Alaotra-Mangoro ary Atsinanana. Voazara distrika enina izy: Fenoarivo Atsinanana, Mananara Avaratra, Maroantsetra, Sainte Marie, Soanierana Ivongo ary Vavatenina. Ny renivohi-paritra dia i Fenoarivo Atsinanana (Fenerive Est), ny isa-mponina dia 860 000 tamin' ny 2004. Ny velarantanin' Analanjirofo dia 21 930 km2

Faritra Analanjirofo
—  Faritra  —
Fisiany any Madagasikara
Firenena Flag of Madagascar.svg Madagasikara
Faritany Faritanin'i Toamasina
Area [1]
 - Total 21 930 km2 (8 467,2 sq mi)
Population (2004)[1]
 - Total 860 800
 Density 39,3/km2 (101,8/sq mi)

TantaraHanova

Vitsy ny zavatra fantatra momba ny olona niaina tao amin' ny faritra Analanjirofo. I Constantin, mpizaha tany pôrtogey no nahita ny nosy Sainte-Marie dia nanoratra: "Nanana raoka efatra misy tsindrona volafotsy ny olona. [...] tsy nanana afa-tsy akanjo vita rakinkazo. Mitondra zozoro misy ranomasina. Olona ngeza, matanjaka, toy ny olona rehetra miaina eo amin' io nosy io. Manana fara izareo, manafina ny vatany rehefa miondrika [...]".

JeôgrafiaHanova

Ahitana distrika enina io faritra io:

Jereo koaHanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron'i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)

TsiahyHanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. 1,0 et 1,1 Hadisoan-tsiahy: Balise <ref> incorrecte : aucun texte n’a été fourni pour les références nommées doc