Faritra Diana
Faritra Diana
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Antsiranana | ||
Renivohi-paritra | Antsiranana | ||
Distrika | Tsy fantatra | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 19 266 km2 | ||
Isam-ponina | 719 000 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 37,32 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny faritr'i Diana dia faritra any avaratr'i Madagasikara ao amin'ny Faritanin'Antsiranana, izay fikambanan'ny distrikan'i Diego I sy II, Ambilobe, Nosy-Be, ary Ambanja.
Distrika ao amin'io faritra io: