Faritra Sava

(tonga teto avy amin'ny Sava)
Faritra Sava
- Madagascar-Sava Region.png
Fianarana no lova tsara
Firenena Flag of Madagascar.svg Madagasikara
Faritany Antsiranana
Renivohi-paritra Sambava
Distrika Sambava, Andapa, Vohemar, Antalaha
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 25 518 km2
Isam-ponina 980 807 mpo.
Hakitroky ny mponina 38,44 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny faritra Sava dia faritra ao amin' ny faritanin' Antsiranana, any avaratra amin' i Madagasikara. Ny renivohiny dia i Sambava. Ny faritany dia ao amin' ny morontsiraka avaratra-atsinanan' i Madagasikara. Izy io dia mizara sisintany amin' ny faritra Diana, any avaratra-andrefana, sy Sofia any atsimo-andrefana ary ny faritra Analanjirofo any atsimo. Ny isa-mponina dia 805 300 tamin' ny 2004 ary ny velarantany dia 25 518 km2.

Ny faritra Sava dia voazara ho distrika efatra: Sambava, Antalaha, Vohemar ary Andapa. Ny anaran' ny faritra dia avy amin' ny lohasoratr' ireo distrika ireo : Sambava, Antalaha, Vohemar ary Andapa. Ireo tanàna ireo dia milaza-tena ho "Renivohitry ny lavanila", satria io faritra io no tena mpamoaka lavanila indrindra eto an-tany.

Ireto avy ireo distrika ao amin' io faritra io:

Jereo koaHanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron'i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.