Fanambana (renirano)

I Fanambana dia reniranon' i Madagasikara ao avaratra izay manapaka ny lalam-pirenena faha-5a ao akaikin' i Morafeno. Ao amin' ny tangorom-bohitr' i Marojejy no misy ny loharanony ary any amin' ny Ranomasimbe Indiana ao atsimon' i Vohimarina (Vohémar) no ivarinany.

Ny renirano Fanambana
Ny tetezan' i Fanambana amin' ny lalam-pirenena faha-5a

Jereo koa hanova