Manambato (renirano)

I Manambato dia reniranon' i Madagasikara mamakivaky ny distrikan' i Vohimarina, Faritra Sava, ao amin' ny faritanin' Antsiranana, izay mivarina mankany atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Miampita eo aminy ny lalam-pirenena faha-5A.

I Manambato, jerena avy eo amin'ny lalam-pirenena faha-5A, eo anelanelan'i Daraina sy Vohémar.

Jereo koa hanova