I Androranga dia reniranon' i Madagasikara mivarina miantsinanana ao amin' ny faritra Sava, izay mivarina ao amin' ny onin' i Bemarivo. Ny onin' i Bemarivo no mamaritra ny tanin' ny Betsimisaraka avy ao avaratra. Ny ampahany amin'ny rano avy amin' ny valan-javaboarin' i Marojejy dia mivarina ao amin' i Androranga.

Jereo koa hanova