Fiteny hongariana
fiteny
fiteny hongariana | |
Isan'ny mpiteny | 14 tapitrisa |
Faritany | ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() |
Sata | Ofisialy ao Hongaria sy amin'ny Vondrona Eoropeana |
Ny fiteny hongariana (na fiteny hongroa) (magyar nyelv) dia tenim-pirenena any Hongaria. 14 tapitrisa eo ho eo no isan'ny olona miteny hongariana manerana an'i Eoropa.